Famoahana mpianatra teto amin’ny Universite Jesuit School of Theology
Vaovao voalohany ho resahina dia ny Sortie de promotion teto amin'ny JST-SCU. Tontosa soa aman-tsara ny Sabotsy faha 23 may 2026 lasa teo ny famoahana an'ireo mpianatra nahavita ny fiofanana…

