Ilay zaza mpitondra Fanantenana
Matetika vakiana hitoriana fibebahana ny evanjely mitantara ny fanoharana momba ilay zaza mpandany. Amin’izany ilay Ray dia miandry ny fiverenan-janany mba handray ny fifonany. Misy lafiny hafa azo andraisana azy…

Teny Analamahitsy no nanatanterahana ny hetsika « Voizo Manafo 1 » ny alakamisy 9 aprily 2026 lasa teo. Fiaraha-mientana ho fikolokoloana ny Tranobe iombonana no tanjon’ny hetsika, izay nandraisan’ireo tanora…