Tafahaona tany Farafangana ny Régents any amin’ny tapany atsimo
Tonga teto an-toerana ny mpivahiny ny sabotsy 28 martsa. Niara-nankalaza ny andron’ny Sampakazo tamin’ny Kristianina tao amin’ny Paroasy Md Zôzefa Impitiny ny ampitso ary ny harivan’io no niditra tamin’ny matsom-panahy…

